# mankahala ny rahalahany "mankahala ny namana mpino" # ilay iray izay tsy mitia ny rahalahany, izay hitany, dia tsy afaka ny hitia an'Andriamanitra, izay tsy hitany Ny fehezanteny roa mifanohitra toy izao dia mifangaro, fa afaka atao hoe: DH: "izay tia ny rahalahiny ihany , izay hitany, no tia an'Andriamanitra, izay tsy hitany"