20 lines
901 B
Markdown
20 lines
901 B
Markdown
# Na iza na iza manaiky fa Jesosy dia Zanaka lahin'Andriamanitra
|
|
|
|
"Ireo izay milaza ny marina momba an'i Jesosy, fa Izy dia Zanak'Andriamanitra"
|
|
|
|
# Zanak'Andriamanitra
|
|
|
|
Izany dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy izay mamaritra ny fifandraisany amin'Andriamanitra.
|
|
|
|
# mitoetra ao aminy Andriamanitra ary izy ao amin'Andriamanitra
|
|
|
|
"Andriamanitra dia manana fifandraisana Aminy ary Izy dia manana fifandraisana amin'Andriamanitra." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:4.
|
|
|
|
# Andriamanitra dia fitiavana
|
|
|
|
Sarin-teny izay midika hoe: "ny toetran'Andriamanitra dia fitiavana." Jereo izay nandikanao azy ao amin'ny 4:7.
|
|
|
|
# ilay iray izay mitoetra amin'izany fitiavana izany dia mitoetra ao amin'Andriamanitra, ary Andriamanitra dia mitoetra ao aminy
|
|
|
|
"ireo izay mitia hatrany ny hafa dia manana fifandraisana akaiky amin'Andriamanitra, ary Andriamanitra dia manana fifandraisana akaiky amin'izy ireo"
|