plt_tn/1jn/04/15.md

901 B

Na iza na iza manaiky fa Jesosy dia Zanaka lahin'Andriamanitra

"Ireo izay milaza ny marina momba an'i Jesosy, fa Izy dia Zanak'Andriamanitra"

Zanak'Andriamanitra

Izany dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy izay mamaritra ny fifandraisany amin'Andriamanitra.

mitoetra ao aminy Andriamanitra ary izy ao amin'Andriamanitra

"Andriamanitra dia manana fifandraisana Aminy ary Izy dia manana fifandraisana amin'Andriamanitra." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:4.

Andriamanitra dia fitiavana

Sarin-teny izay midika hoe: "ny toetran'Andriamanitra dia fitiavana." Jereo izay nandikanao azy ao amin'ny 4:7.

ilay iray izay mitoetra amin'izany fitiavana izany dia mitoetra ao amin'Andriamanitra, ary Andriamanitra dia mitoetra ao aminy

"ireo izay mitia hatrany ny hafa dia manana fifandraisana akaiky amin'Andriamanitra, ary Andriamanitra dia manana fifandraisana akaiky amin'izy ireo"