32 lines
1.1 KiB
Markdown
32 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Jaona dia manohy mampianatra momba ny toetra vaovao. Izy dia mampianatra ireo mpamaky momba ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fitiavana ny hafa.
|
|
|
|
# Ry malala
|
|
|
|
"Ianareo ry olona tiako" na "Ry namana malala." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:7.
|
|
|
|
# aoka isika hifankatia
|
|
|
|
"mila mitia ny mpino hafa ireo mpino"
|
|
|
|
# ary izay rehetra mitia dia naterak'Andriamanitra sy mahafantatra an'Andriamanitra
|
|
|
|
"satria ireo izay tia ny namana mpino dia tonga zanak'Andriamanitra ary mahafantatra Azy"
|
|
|
|
# fa ny fitiavana dia avy amin'Andriamanitra
|
|
|
|
"satria Andriamanitra nampifankatia antsika"
|
|
|
|
# naterak'Andriamanitra
|
|
|
|
Sarin-teny izany izay midika olona iray manana fifandraisana amin'Andriamanitra tahaka ny zanaka sy ny rainy.
|
|
|
|
# Ny olona izay tsy mitia dia tsy mahafantatra an'Andriamanitra, satria Andriamanitra dia fitiavana
|
|
|
|
"Ny tena toetran'Andriamanitra dia ny mitia ny olona. Ireo izay tsy mitia ny mpino namany dia tsy mahafantatra an'Andriamanitra satria ny toetran'Andriamanitra dia ny mitia ny olona."
|
|
|
|
# Andriamanitra dia fitiavana
|
|
|
|
Sarin-teny izay midika hoe: "ny toetran'Andriamanitra dia fitiavana"
|