plt_tn/1jn/03/23.md

361 B

Izao no didiny

"Izany no tian'Andriamanitra ho ataontsika"

Zanany

Izany dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.

mitoetra ao aminy, ary Andriamanitra mitoetra ao aminy

Ny fifandraisana akaikin'ireo mpino dia aseho amin'ny hoe: "mitoetra ao aminy." Jereo izay nandikanao ny "mitoetra ao amin'Andriamanitra" ao amin'ny 2:4.