# Izao no didiny "Izany no tian'Andriamanitra ho ataontsika" # Zanany Izany dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra. # mitoetra ao aminy, ary Andriamanitra mitoetra ao aminy Ny fifandraisana akaikin'ireo mpino dia aseho amin'ny hoe: "mitoetra ao aminy." Jereo izay nandikanao ny "mitoetra ao amin'Andriamanitra" ao amin'ny 2:4.