44 lines
1.5 KiB
Markdown
44 lines
1.5 KiB
Markdown
# Aza mitia an'izao tontolo izao
|
|
|
|
Ao amin'ny 2:5-17 ny teny hoe: "izao tontolo izao" dia maneho ny zavatra rehetra tian'ny olona atao izay tsy manome voninahitra an'Andriamanitra. DH: "Aza manana toetra tahaka ny olona eto amin'izao tontolo izao izay tsy manome voninahitra an'Andriamanitra"
|
|
|
|
# na ireo zavatra eo aminy
|
|
|
|
"ary aza maniry ireo zavatra izay tian'ireo tsy manome voninahitra an'Andriamanitra"
|
|
|
|
# Raha misy mitia an'izao tontolo izao, dia tsy ao aminy ny fitiavan'ny Ray
|
|
|
|
Ny olona iray dia tsy afaka mitia an'izao tontolo izao sy izay rehetra tsy manome voninahitra an'Andriamanitra fa mitia ny Ray amin'izay fotoana izay.
|
|
|
|
# tsy ao aminy ny fitiavan'ny Ray
|
|
|
|
"tsy tia ny Ray izy"
|
|
|
|
# ny filan'ny nofo, ny filan'ny maso, ary ny fiavonavonan'ny fiainana
|
|
|
|
Io dia lisitry ny zavatra sasany eto an-tany. Izany dia manazava ny dikan'ny "zavatra rehetra izay eto an-tany"
|
|
|
|
# ny filan'ny nofo
|
|
|
|
"faniriana mafy hahazo fahafinaretan'ny nofo feno fahotana"
|
|
|
|
# ny filan'ny maso
|
|
|
|
"faniriana mafy hahazo izay zavatra hita"
|
|
|
|
# ny fieboebon'ny fiainana
|
|
|
|
"fireharehan'ny fiainana." Mety tafiditra ao anatin'izany ireo fananana sy toetra. "mirehareha momba ny zavatra ataon'ny olona iray na ataony" na "ny fireharehana tsapan'ny olona nohon'ny fananan'izy ireo sy izay ataony"
|
|
|
|
# ny fiainana
|
|
|
|
Maneho ny zavatra izay hananan'ny olona mba hivelomana izany, toy ny fananana sy harena ary ny toetra.
|
|
|
|
# tsy avy amin'ny Ray
|
|
|
|
"tsy fomba fiainana nampianarin'ny Ray antsika izany"
|
|
|
|
# mandalo
|
|
|
|
"tsy ho eto indray andro any"
|