plt_tn/1co/14/31.md

12 lines
341 B
Markdown

# mifandimby maminany
Olona iray ihany no tokony haminany amin'ny fotoana iray.
# mba hahery ny rehetra
DH: "tokony hampaherezinareo ny rehetra"
# Andriamanitra dia tsy Andriamanitry ny fikorontanana
Andriamanitra dia tsy namorona toe-javatra mampikorontan-tsaina amin'ny fampitenenana miaraka amin'ny fotoana iray ireo olona rehetra .