# mifandimby maminany Olona iray ihany no tokony haminany amin'ny fotoana iray. # mba hahery ny rehetra DH: "tokony hampaherezinareo ny rehetra" # Andriamanitra dia tsy Andriamanitry ny fikorontanana Andriamanitra dia tsy namorona toe-javatra mampikorontan-tsaina amin'ny fampitenenana miaraka amin'ny fotoana iray ireo olona rehetra .