plt_tn/1co/14/17.md

12 lines
360 B
Markdown

# ianao dia tena manome
Paoly dia miresaka amin'ireo Korintiana toy ny hoe amin'ny olona iray, ka "ianao" no ampiasaina eto.
# tsy miorina
Miresaka ny fanampiana ny olona ho toy ny hoe fanorenana trano i Paoly. DH: "tsy manampy." Jereo ny fomba nandikanao ny hoe: "miorina" ao amin'ny 8:1.
# iray alina amin'ny fiteny
"teny 10.000" na "teny tsy hita isa"