# ianao dia tena manome Paoly dia miresaka amin'ireo Korintiana toy ny hoe amin'ny olona iray, ka "ianao" no ampiasaina eto. # tsy miorina Miresaka ny fanampiana ny olona ho toy ny hoe fanorenana trano i Paoly. DH: "tsy manampy." Jereo ny fomba nandikanao ny hoe: "miorina" ao amin'ny 8:1. # iray alina amin'ny fiteny "teny 10.000" na "teny tsy hita isa"