plt_tn/1co/12/09.md

24 lines
767 B
Markdown

# dia nomena
DH: "Andriamanitra manome." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 12:7.
# amin'ny alalan'ny Fanahy mitovy
Andriamanitra manome fanomezana amin'ny alalan'ny asan'ilay Fanahy Masina iray sady tokana. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 12:7.
# ireo karazana fiteny samihafa
"ny fahaizana miteny amin'ny fiteny samihafa"
# ny fandikana teny
Ny fahaizana milaza izay lazain'ny olona miteny amin'ny fiteny hafa.
# ny fandikana teny
Izany dia filazana izay nolazain'ny olona iray tamina fiteny iray amin'ireo hafa izay tsy mahazo izany fiteny izany. Jereo ny fomba nandikana ny hoe: "mandika teny" ao amin'ny 2:12.
# Fanahy iray sy mitovy
Paoly dia mampatsiahy an'ireo mpamaky ny hoe: "fanahy mitovy ... ilay Fanahy iray" (andininy faha-9)