# dia nomena DH: "Andriamanitra manome." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 12:7. # amin'ny alalan'ny Fanahy mitovy Andriamanitra manome fanomezana amin'ny alalan'ny asan'ilay Fanahy Masina iray sady tokana. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 12:7. # ireo karazana fiteny samihafa "ny fahaizana miteny amin'ny fiteny samihafa" # ny fandikana teny Ny fahaizana milaza izay lazain'ny olona miteny amin'ny fiteny hafa. # ny fandikana teny Izany dia filazana izay nolazain'ny olona iray tamina fiteny iray amin'ireo hafa izay tsy mahazo izany fiteny izany. Jereo ny fomba nandikana ny hoe: "mandika teny" ao amin'ny 2:12. # Fanahy iray sy mitovy Paoly dia mampatsiahy an'ireo mpamaky ny hoe: "fanahy mitovy ... ilay Fanahy iray" (andininy faha-9)