plt_tn/1co/02/14.md

20 lines
634 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Eto ny teny hoe: "izahay" dia ahitana an'i Paoly sy ireo mpihaino azy.
# Ny olona izay tsy manam-panahy
Olona tsy Kristiana, izay tsy nandray ny Fanahy Masina
# satria famantarana ara-panahy ireny
"Satria ny fahazoana ireny zavatra ireny dia mila ny fanampian'ny Fanahy"
# Izay manam-panahy
"Ny mpino izay nandray ny Fanahy"
# Fa iza no afa-mahalala ny fisainan'ny Tompo, no ho afaka hampianatra Azy?
Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly mba hanamafisany fa tsy misy olona mahalala ny fisainan'ny Tompo, noho izany tsy misy olona afaka ny hampianatra Azy izay zavatra efa fantany"