# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Eto ny teny hoe: "izahay" dia ahitana an'i Paoly sy ireo mpihaino azy. # Ny olona izay tsy manam-panahy Olona tsy Kristiana, izay tsy nandray ny Fanahy Masina # satria famantarana ara-panahy ireny "Satria ny fahazoana ireny zavatra ireny dia mila ny fanampian'ny Fanahy" # Izay manam-panahy "Ny mpino izay nandray ny Fanahy" # Fa iza no afa-mahalala ny fisainan'ny Tompo, no ho afaka hampianatra Azy? Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly mba hanamafisany fa tsy misy olona mahalala ny fisainan'ny Tompo, noho izany tsy misy olona afaka ny hampianatra Azy izay zavatra efa fantany"