plt_tn/1co/02/12.md

16 lines
522 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Eto ny teny hoe: "isika" dia ahitana an'i Paoly sy ireo mpamaky.
# omena antsika maimaimpoana avy amin'Andriamanitra
"izay nomen'Andriamanitra antsika maimaimpoana" na "izay efa nomen'Andriamanitra antsika maimaimpoana"
# Ny Fanahy no mandika ny teny ara-panahy miaraka amin'ny fahendrena ara-panahy
Ny Fanahy Masina dia mampita ny fahamarinan'Andriamanitra amin'ireo mpino ao amin'ny tenin'ny Fanahy manokana sady manome azy ireo ny fahendreny manokana.
# mandika
"manazava"