# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Eto ny teny hoe: "isika" dia ahitana an'i Paoly sy ireo mpamaky. # omena antsika maimaimpoana avy amin'Andriamanitra "izay nomen'Andriamanitra antsika maimaimpoana" na "izay efa nomen'Andriamanitra antsika maimaimpoana" # Ny Fanahy no mandika ny teny ara-panahy miaraka amin'ny fahendrena ara-panahy Ny Fanahy Masina dia mampita ny fahamarinan'Andriamanitra amin'ireo mpino ao amin'ny tenin'ny Fanahy manokana sady manome azy ireo ny fahendreny manokana. # mandika "manazava"