plt_tn/1ch/29/29.md

16 lines
422 B
Markdown

# Voasoratra ao amin'ny bokin'i Samoela mpaminany, ao amin'ny bokin'i Natana mpaminany, ary ao amin'ny bokin'i Gada mpaminany
Asa izay tsy mbola nisy izany.
# Voarakitra ao ireo asa
D.H: "Nisy olona nanoratra ireo asa."
# asan'ny fanapahany
"Ireo zava-nitranga nandritra ny naha-mpanjaka an'i Davida."
# ireo zava-niseho izay nahakasika azy
D.H: "Ireo zava-niseho tamin'ny firenen-kafa izay nahakasika an'Israely."