plt_tn/1ch/29/29.md

422 B

Voasoratra ao amin'ny bokin'i Samoela mpaminany, ao amin'ny bokin'i Natana mpaminany, ary ao amin'ny bokin'i Gada mpaminany

Asa izay tsy mbola nisy izany.

Voarakitra ao ireo asa

D.H: "Nisy olona nanoratra ireo asa."

asan'ny fanapahany

"Ireo zava-nitranga nandritra ny naha-mpanjaka an'i Davida."

ireo zava-niseho izay nahakasika azy

D.H: "Ireo zava-niseho tamin'ny firenen-kafa izay nahakasika an'Israely."