plt_tn/1ch/28/08.md

507 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy miresaka amin'ireo Israelita i Davida.

Ary ankehitriny

Manondro an'i Davida manomboka dinana vaovao amin'ny kabariny izany.

tandremo rehetra ary tano

Io andan-teny hoe "tano" io dia midika ifotony ny hevitra mitovy amin'ny hoe "tandremo". Ireo teny ireo miaraka dia mampisongadina ny maha-zava-dehiben'ny fanaovana izay andidian'Andriamanitra.

ireo zanakareo mandimby anareo

D.H: "Ireo zanakareo izay haka ny toeranareo aorian'ny fahafatesanareo."