# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mitohy miresaka amin'ireo Israelita i Davida. # Ary ankehitriny Manondro an'i Davida manomboka dinana vaovao amin'ny kabariny izany. # tandremo rehetra ary tano Io andan-teny hoe "tano" io dia midika ifotony ny hevitra mitovy amin'ny hoe "tandremo". Ireo teny ireo miaraka dia mampisongadina ny maha-zava-dehiben'ny fanaovana izay andidian'Andriamanitra. # ireo zanakareo mandimby anareo D.H: "Ireo zanakareo izay haka ny toeranareo aorian'ny fahafatesanareo."