plt_tn/1ch/26/23.md

399 B

Nisy mpiambina ihany koa voasarika tamin'ny fianakaviambe

"Nitsongo mpiambina tamin'ny fianakaviam-be ihany koa ireo mpitarika."

Amrama, Jizara, Hebrona, ... Oziela

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:12.

Seboela... Gersona ... Eliezera... Rehabia

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:15.

Jesaia... Jorama ... Zikry ... Selomota

Ireo no anaran'ireo lehilahy.