# Nisy mpiambina ihany koa voasarika tamin'ny fianakaviambe "Nitsongo mpiambina tamin'ny fianakaviam-be ihany koa ireo mpitarika." # Amrama, Jizara, Hebrona, ... Oziela Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:12. # Seboela... Gersona ... Eliezera... Rehabia Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:15. # Jesaia... Jorama ... Zikry ... Selomota Ireo no anaran'ireo lehilahy.