16 lines
402 B
Markdown
16 lines
402 B
Markdown
# nisy sabatra voatsoaka teny an-tanany
|
|
|
|
D.H: "vonon-kanafika"
|
|
|
|
# Moa tsy izaho no nandidy ny hanisàna ireo tafika?
|
|
|
|
D.H: "Izaho no ilay iray izay nandidy fa hisaina ny tafika"
|
|
|
|
# Fa ireo ondry ireo
|
|
|
|
I Davida dia namaritra ny olon'Israely ho karazam-biby izay hatoky sy hanaraka ny mpitondra azy.
|
|
|
|
# inona no nataon'izy ireo?
|
|
|
|
D.H: "Tena tsy nanao na inona na inona izay mendrika famaizana izy ireo."
|