plt_tn/1ch/21/16.md

402 B

nisy sabatra voatsoaka teny an-tanany

D.H: "vonon-kanafika"

Moa tsy izaho no nandidy ny hanisàna ireo tafika?

D.H: "Izaho no ilay iray izay nandidy fa hisaina ny tafika"

Fa ireo ondry ireo

I Davida dia namaritra ny olon'Israely ho karazam-biby izay hatoky sy hanaraka ny mpitondra azy.

inona no nataon'izy ireo?

D.H: "Tena tsy nanao na inona na inona izay mendrika famaizana izy ireo."