plt_tn/1ch/21/01.md

1.1 KiB

Nisy fahavalo iray nitsangana nanohitra an'Israely

Ny hoe tonga avo kokoa dia mamaritra ny fahatongavana ho mahery kokoa. D.H: "Nisy fahavalon'i Israely tonga mahery kokoa"

nandrisika

Mahatonga olona iray hiasa.

avy ao Beri-sheba ka hatrany Dana

ireo Israelita dia nandray ireo tanàna roa ireo ho tanàna atsimo indrindra sy avaratra indrindra. Nampiasain'i Davida ireo tanàna ireo hilazany an'Israely manontolo.

avo zato heny

Maneho ny faniriana ny amin'ny tafika i Joaba ho tafika 100 habetsaka mba hilazana fa tiany hanana miaramila maromaro kokoa sy matanjaka kokoa ny tafika.

Kanefa ry tompoko ilay mpanjaka, moa tsy manompo ny tompoko izy rehetra? Nahoana no mila izany ny tompoko? Nahona no mitondra heloka amin'Israely?

D.H:" Kanefa ry tompoko mpanjaka, tena nanompo anao tokoa izy ireo. Tokony tsy hangataka izany ny tompoko. Hitondra heloka amin'ny vahoakan'i Israely fotsiny ianao noho ny fanirianao miaramila matanjaka."

Nahoana no mila izany ny tompoko?

Ny teny hoe "izany" dia milaza ny drafitr'i Davida hanisa ireo lehilahin'Israely rehetra."