plt_tn/1ch/20/02.md

351 B

Napetraka teo an-dohan'i Davida ilay satro-boninahitra

D.H: "Napetrak'ireo lehilahin'i Davida teo an-dohany ilay satro-boninahitra."

babo

zavatra manan-danja azo tamin'ny ady.

Davida dia nangataka ireo tanànan'ny vahoaka rehetra

Ny vahoaka dia nilazana ireo tanànan'izy ireo. D.H: "Davida dia nangataka ireo vahoakan'ny tanàna rehetra."