# Napetraka teo an-dohan'i Davida ilay satro-boninahitra D.H: "Napetrak'ireo lehilahin'i Davida teo an-dohany ilay satro-boninahitra." # babo zavatra manan-danja azo tamin'ny ady. # Davida dia nangataka ireo tanànan'ny vahoaka rehetra Ny vahoaka dia nilazana ireo tanànan'izy ireo. D.H: "Davida dia nangataka ireo vahoakan'ny tanàna rehetra."