plt_tn/1ch/17/25.md

12 lines
293 B
Markdown

# hanorina trano ho azy
Ny fananan-janaka sy ny fampivelarana fianakaviana lehibe dia nofaritana amin'ny fanorenana trano.
# nahitana faharisihana
D.H: "tonga marisika amin'ny antonony."
# nitahy izany, ka ho voatahy mandrakizay izany
Midika zavatra mitovy, naverina ho fampisongadinana.