hanorina trano ho azy
Ny fananan-janaka sy ny fampivelarana fianakaviana lehibe dia nofaritana amin'ny fanorenana trano.
nahitana faharisihana
D.H: "tonga marisika amin'ny antonony."
nitahy izany, ka ho voatahy mandrakizay izany
Midika zavatra mitovy, naverina ho fampisongadinana.