plt_tn/1ch/16/12.md

363 B

Tsarovy ireo zava-mahagaga

D.H: "Tadidio ireo zava-mahatalanjona"

avy amin'ny vavany

D.H: "izay nolazainy"

ry taranak'Israely mpanompony, ianareo vahoakan'i Jakoba, izay nofidiany

Ireo andian-teny ireo dia mizara hevitra mitovy ary ampiasaina ho fampisongadinana.

Amin'ny tany rehetra ireo lalàny

D.H: "Ho an'ny olon'ny tany rehetra ireo lalàny"