plt_tn/1ch/16/12.md

16 lines
363 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tsarovy ireo zava-mahagaga
D.H: "Tadidio ireo zava-mahatalanjona"
# avy amin'ny vavany
D.H: "izay nolazainy"
# ry taranak'Israely mpanompony, ianareo vahoakan'i Jakoba, izay nofidiany
Ireo andian-teny ireo dia mizara hevitra mitovy ary ampiasaina ho fampisongadinana.
# Amin'ny tany rehetra ireo lalàny
D.H: "Ho an'ny olon'ny tany rehetra ireo lalàny"