|
# tonga tao an-tanànan'i Davida ny fiaran'ny faneken'i Yaveh
|
|
|
|
D.H: "nitondra ny fiaran'ny faneken'i Yaveh ny vahoaka ho ao an-tanànan'i Davida"
|
|
|
|
# Mikala
|
|
|
|
Izany no anaran'y vadin'i Davida.
|
|
|
|
# nanao tsinontsinona azy tao am-pony izy
|
|
|
|
D.H: "tsy nanaja azy lalina tamin'ny fisainany"
|