plt_tn/1ch/15/29.md

283 B

tonga tao an-tanànan'i Davida ny fiaran'ny faneken'i Yaveh

D.H: "nitondra ny fiaran'ny faneken'i Yaveh ny vahoaka ho ao an-tanànan'i Davida"

Mikala

Izany no anaran'y vadin'i Davida.

nanao tsinontsinona azy tao am-pony izy

D.H: "tsy nanaja azy lalina tamin'ny fisainany"