plt_tn/1ch/15/27.md

615 B

Nanao akanjo vita tamin'ny rongony fotsy madinika i Davida, tahaka ireo Levita izay nilanja ny fiara, ireo mpihira, ary Kenaia, ilay mpitarika ny hira mbamin'ireo mpihira

D.H: "Davida, ireo Levita, ary ireo mpihira rehetra dia nitafy akanjo rongony fotsy"

rongony fotsy

Karazana akanjo malama, mahery izany.

Kenaia

Anarana lehilahy iray izany.

Ka dia nampiakatra ny fiaran'ny faneken'i Yaveh ny Israely rehetra

D.H: "Ka ny vahoakaben'ireo Israelita dia nitondra ny fiaran'ny faneken'i Yaveh avy ao amin'ny tranon'i Obed-Odema ho any Jerosalema"

kipantsona

Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 13:7