plt_tn/1ch/15/27.md

20 lines
615 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nanao akanjo vita tamin'ny rongony fotsy madinika i Davida, tahaka ireo Levita izay nilanja ny fiara, ireo mpihira, ary Kenaia, ilay mpitarika ny hira mbamin'ireo mpihira
D.H: "Davida, ireo Levita, ary ireo mpihira rehetra dia nitafy akanjo rongony fotsy"
# rongony fotsy
Karazana akanjo malama, mahery izany.
# Kenaia
Anarana lehilahy iray izany.
# Ka dia nampiakatra ny fiaran'ny faneken'i Yaveh ny Israely rehetra
D.H: "Ka ny vahoakaben'ireo Israelita dia nitondra ny fiaran'ny faneken'i Yaveh avy ao amin'ny tranon'i Obed-Odema ho any Jerosalema"
# kipantsona
Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 13:7