12 lines
557 B
Markdown
12 lines
557 B
Markdown
# Ny ambany indrindra nitarika an-jatony
|
|
|
|
Izany dia midika fa ny vondrona kely indrindra amin'ny tafika izay tarihan'ny mpitarika iray dia 100
|
|
|
|
# ny ambony indrindra nitarika an'arivony
|
|
|
|
Izany dia midika fa ny vondrona lehibe indrindra amin'ny tafika izay tarihan'ny mpitarika iray dia 1000.
|
|
|
|
# ny volana voalohany
|
|
|
|
Izany dia volana voalohan'ny teti-andro Hebreo. izany mandritra ampahany farany ny volana Martsa ary ny ampahany voalohany ny volana Aprily amin'ny teti-andro andrefana. izany dia amin'ny fanombohan'ny lohataona rehefa tonga ny oram-parany.
|