557 B
557 B
Ny ambany indrindra nitarika an-jatony
Izany dia midika fa ny vondrona kely indrindra amin'ny tafika izay tarihan'ny mpitarika iray dia 100
ny ambony indrindra nitarika an'arivony
Izany dia midika fa ny vondrona lehibe indrindra amin'ny tafika izay tarihan'ny mpitarika iray dia 1000.
ny volana voalohany
Izany dia volana voalohan'ny teti-andro Hebreo. izany mandritra ampahany farany ny volana Martsa ary ny ampahany voalohany ny volana Aprily amin'ny teti-andro andrefana. izany dia amin'ny fanombohan'ny lohataona rehefa tonga ny oram-parany.