plt_tn/1ch/09/01.md

258 B

Ka dia voasoratra tao amin'ireo tetiarana ny Israely rehetra

Ny tetiarana iray dia maneho ny firaiketana an-tsarotra ny taranakin'ny ankohonana na razamben'ireo olona.

ny bokin'ireo mpanjakan'Israely

Ity dia manambara boky iray izay tsy misy intsony.