plt_tn/1ch/09/01.md

8 lines
258 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ka dia voasoratra tao amin'ireo tetiarana ny Israely rehetra
Ny tetiarana iray dia maneho ny firaiketana an-tsarotra ny taranakin'ny ankohonana na razamben'ireo olona.
# ny bokin'ireo mpanjakan'Israely
Ity dia manambara boky iray izay tsy misy intsony.