plt_tn/psa/078/047.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra manohy manoritsoritra izay nataon'Andriamanitra tamin'ireo Egyptiana.
# amontana
hazo iray manome voa
# varatra
tselatra izay mitondra kotroka mafy be
# Nandraraka havandra Izy
"Nitondra havandra Izy" na "Nahatonga ny havandra hilatsaka Izy"
# Nikapoka azy ireo ny firehetan'ny hatezerany
Asafa manohy miteny ny fahaviniran'Andriamanitra toy ny hoe olona afaka mamely olona iray hafa. DH: "Tezitra tamin'izy ireo Izy, ka dia namely tampoka sy tamim-pahasiahana azy ireo"
# ny firehetan'ny hatezerany
"ny hatezerany mirehitra"
# Nikapoka azy ireo
"namely azy ireo tamin'izy ireo tsy nahalala na inona na inona hitranga"
# Nandefa fahavinirana, hatezerana, ary fahoriana tahaka ny singa mitondra loza Izy
Asafa miteny ny fahavinirana, hatezerana, ary ,fahoriana toy ny hoe olona azon'Andriamanitra irahana hiasa ho Azy. DH: "Tezitra mafy Izy ka te hamely ny Egyptiana, mba hampahory azy ireo ka nitondra azy ireo ho amin'ny loza"
# hatezerana
hatezerana izay mahatonga olona iray te hamono ny hafa