1.0 KiB
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra manohy manoritsoritra izay nataon'Andriamanitra tamin'ireo Egyptiana.
amontana
hazo iray manome voa
varatra
tselatra izay mitondra kotroka mafy be
Nandraraka havandra Izy
"Nitondra havandra Izy" na "Nahatonga ny havandra hilatsaka Izy"
Nikapoka azy ireo ny firehetan'ny hatezerany
Asafa manohy miteny ny fahaviniran'Andriamanitra toy ny hoe olona afaka mamely olona iray hafa. DH: "Tezitra tamin'izy ireo Izy, ka dia namely tampoka sy tamim-pahasiahana azy ireo"
ny firehetan'ny hatezerany
"ny hatezerany mirehitra"
Nikapoka azy ireo
"namely azy ireo tamin'izy ireo tsy nahalala na inona na inona hitranga"
Nandefa fahavinirana, hatezerana, ary fahoriana tahaka ny singa mitondra loza Izy
Asafa miteny ny fahavinirana, hatezerana, ary ,fahoriana toy ny hoe olona azon'Andriamanitra irahana hiasa ho Azy. DH: "Tezitra mafy Izy ka te hamely ny Egyptiana, mba hampahory azy ireo ka nitondra azy ireo ho amin'ny loza"
hatezerana
hatezerana izay mahatonga olona iray te hamono ny hafa