# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra manohy manoritsoritra izay nataon'Andriamanitra tamin'ireo Egyptiana. # amontana hazo iray manome voa # varatra tselatra izay mitondra kotroka mafy be # Nandraraka havandra Izy "Nitondra havandra Izy" na "Nahatonga ny havandra hilatsaka Izy" # Nikapoka azy ireo ny firehetan'ny hatezerany Asafa manohy miteny ny fahaviniran'Andriamanitra toy ny hoe olona afaka mamely olona iray hafa. DH: "Tezitra tamin'izy ireo Izy, ka dia namely tampoka sy tamim-pahasiahana azy ireo" # ny firehetan'ny hatezerany "ny hatezerany mirehitra" # Nikapoka azy ireo "namely azy ireo tamin'izy ireo tsy nahalala na inona na inona hitranga" # Nandefa fahavinirana, hatezerana, ary fahoriana tahaka ny singa mitondra loza Izy Asafa miteny ny fahavinirana, hatezerana, ary ,fahoriana toy ny hoe olona azon'Andriamanitra irahana hiasa ho Azy. DH: "Tezitra mafy Izy ka te hamely ny Egyptiana, mba hampahory azy ireo ka nitondra azy ireo ho amin'ny loza" # hatezerana hatezerana izay mahatonga olona iray te hamono ny hafa