plt_tn/psa/037/016.md

24 lines
787 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsara kokoa ny kely ananan'ny marina toy izay ny habetsaky ny an'ireo olona ratsy fanahy
Eto,ny tapany faharoa amin'ny fehezanteny dia manohitra ny voalohany. DH: "Tsara kokoa ny marina, na dia hoe mahantra aza ianao, toy izay ratsy fanahy misy harena be."
# Tsara kokoa ny kely ananan'ny marina
"Tsara kokoa ny marina, na dia hoe mahantra aza ianao"
# ny kely
Izany dia manondro ny fananana kely.
# ananan'ny marina
Ity dia manondro ny olona izay marina. DH: "ananan'ny olo-marina"
# ny habetsaka
Ity dia manondro ny haren'ny olona ratsy fanahy.
# Fa ho tapahana ny sandrin'ny olona ratsy fanahy
Eto ny "sandry" dia maneho ny tanjaky ny olona ratsy fanahy. Ny famotehana ny sandriny dia maneho ny fanalana ny tanjany. DH: "Fa Yaveh hanala ny tanjaky ny olona ratsy fanahy"