# Tsara kokoa ny kely ananan'ny marina toy izay ny habetsaky ny an'ireo olona ratsy fanahy Eto,ny tapany faharoa amin'ny fehezanteny dia manohitra ny voalohany. DH: "Tsara kokoa ny marina, na dia hoe mahantra aza ianao, toy izay ratsy fanahy misy harena be." # Tsara kokoa ny kely ananan'ny marina "Tsara kokoa ny marina, na dia hoe mahantra aza ianao" # ny kely Izany dia manondro ny fananana kely. # ananan'ny marina Ity dia manondro ny olona izay marina. DH: "ananan'ny olo-marina" # ny habetsaka Ity dia manondro ny haren'ny olona ratsy fanahy. # Fa ho tapahana ny sandrin'ny olona ratsy fanahy Eto ny "sandry" dia maneho ny tanjaky ny olona ratsy fanahy. Ny famotehana ny sandriny dia maneho ny fanalana ny tanjany. DH: "Fa Yaveh hanala ny tanjaky ny olona ratsy fanahy"