24 lines
1.0 KiB
Markdown
24 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Ny olona be kizitina
|
||
|
|
||
|
Manondro ny olona mora tezitra io fomba fiteny io. DH: "Olona izay tsy mifehy ny fahatezerany" na "Olona izay mora tezitra"
|
||
|
|
||
|
# tsy maintsy manefa ny sazy
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny olona mizaka ny voka-dratsin'izay mitranga rehefa tezitra izy. Azo atao mazava ny hevitr'io fanambarana io feno. DH: "tsy maintsy hizaka ny voka-dratsin'ny fahatezerany" na "tsy maintsy hizaka ny voka-dratsin'izay atao amin'ny fahatezerany"
|
||
|
|
||
|
# raha mamonjy azy ianao
|
||
|
|
||
|
"raha avotanao izy." Ilazana ny famonjena azy rehefa manao zavatra amin'ny fahatezerany io. Azo atao mazava ny hevitr'izany. DH: "raha mamonjy azy ianao aorian'ny nampisafoaka azy"
|
||
|
|
||
|
# fanindroany
|
||
|
|
||
|
"indray"
|
||
|
|
||
|
# Henoy ny torohevitra ary ekeo ny fampianarana
|
||
|
|
||
|
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary averina mba hanindriana ny amin'ny lanjan'izany.
|
||
|
|
||
|
# Henoy ny torohevitra
|
||
|
|
||
|
Fomba fiteny io. Eto ny hoe "henoy" dia tsy midika hoe mihaino fotsiny, fa mianatra amin'ny torohevitra izay nomena anao ary manaraka izany. DH: "Tandremo torohevitra" na "Araho ny torohevitra"
|