plt_tn/pro/19/05.md

20 lines
607 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny vavolombelona sandoka dia tsy ho afa-maina
DH: "Ho faizina tokoa ny vavolombelona sandoka"
# izay mamoaka lainga dia tsy ho afa-bela
Midika izany fa ho samborina izy. DH: "ho samborina izay mamoaka lainga"
# mamoaka lainga
Fomba fiteny io. Eto ny hoe "mamoaka" dia entina ilazana ny fandaingana tsy tapaka. Jereo ny fomba nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 6:17. DH: "mandainga tsy tapaka"
# olona malala-tanana
olona izay manome zavatra matetika
# ny rehetra dia naman'izay
Somary filaza-masaka kely io. DH: "toa namana avokoa ny olon-drehetra" na "saika namana avokoa ny olon-drehetra"