# Ny vavolombelona sandoka dia tsy ho afa-maina DH: "Ho faizina tokoa ny vavolombelona sandoka" # izay mamoaka lainga dia tsy ho afa-bela Midika izany fa ho samborina izy. DH: "ho samborina izay mamoaka lainga" # mamoaka lainga Fomba fiteny io. Eto ny hoe "mamoaka" dia entina ilazana ny fandaingana tsy tapaka. Jereo ny fomba nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 6:17. DH: "mandainga tsy tapaka" # olona malala-tanana olona izay manome zavatra matetika # ny rehetra dia naman'izay Somary filaza-masaka kely io. DH: "toa namana avokoa ny olon-drehetra" na "saika namana avokoa ny olon-drehetra"