607 B
607 B
Ny vavolombelona sandoka dia tsy ho afa-maina
DH: "Ho faizina tokoa ny vavolombelona sandoka"
izay mamoaka lainga dia tsy ho afa-bela
Midika izany fa ho samborina izy. DH: "ho samborina izay mamoaka lainga"
mamoaka lainga
Fomba fiteny io. Eto ny hoe "mamoaka" dia entina ilazana ny fandaingana tsy tapaka. Jereo ny fomba nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 6:17. DH: "mandainga tsy tapaka"
olona malala-tanana
olona izay manome zavatra matetika
ny rehetra dia naman'izay
Somary filaza-masaka kely io. DH: "toa namana avokoa ny olon-drehetra" na "saika namana avokoa ny olon-drehetra"