20 lines
706 B
Markdown
20 lines
706 B
Markdown
|
# ireo mpisorona izay voahosotra sy voatokana
|
||
|
|
||
|
DH: "ireo mpisorona izay nosoran'i Mosesy sy natokany"
|
||
|
|
||
|
# Nadaba...Abiho...Itamara
|
||
|
|
||
|
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:1 ireo anaran-dehilahy ireo.
|
||
|
|
||
|
# lavo maty teo anatrehan'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Ny andianteny hoe "lavo maty'' dia midika hoe maty tampoka. DH: "maty tampoka teo anatrehan'i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# teo anatrehan'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny fanatrehan'i Yaveh, midika fa nahita ny zavatra rehetra izay nitranga i Yaveh. DH: "teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# nanolotra Azy afo tsy azo ekena
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "afo" dia nampiasaina mba hanondroana ny "fandorana ditin-kazo manitra." DH: "nandoro ditin-kazo manitra tamin'ny fomba tsy nankasitrahin'i Yaveh izy ireo"
|